DIRECTION GENERALE




LIENS UTILES




ACTIVITES INTERNES


Agenda en PHP

Février : 2020
LunMarMerJeuVenSamDim
     12
3456789
10111213141516
17181920212223
242526272829 



ANTANANARIVO

My-Meteo

ACTUALITÉS

Valan’aretina Pesta - fandrarahana fanafody teto amin’ny DGCF Faravohitra


Ao anatin’ny fandraisan’andraikitra mba hiadiana amin’ny valan’aretina pesta sy hisorohana ny mety ho fihanak’izany dia nanatanteraka fandrarahana fanafody HTH, izay mamono mikraoba, ny avy eto amin’ny DGCF Faravohitra ny zoma 06 oktobra 2017 teo.

Ny Bureau Municipal d’Hygiène na ny BMH no niara-nisalahy akaiky tamin’ny avy eto amin’ny DGCF tamin’izany.

Marihina fa izao hetsika izao dia fanamafisana ireo fanentanana maro efa nozaraina tamin’ireo mpiara-miasa rehetra eto amin’ny « Contrôle Financier » manerana an’i Madagasikara, momba indrindra ireo fepetra mila arahina sy tandrovana mikasika ity valan’aretina ity.


           
Pause Play