DIRECTION GENERALE




LIENS UTILES




ACTIVITES INTERNES


Agenda en PHP

Décembre : 2019
LunMarMerJeuVenSamDim
      1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031     



ANTANANARIVO

My-Meteo

ACTUALITÉS

Fihaonamben’ny FIkambanan’ny Mpiara-miasa eto amin’ny FAnaraha-maso ny Volam-panjakana (FIMFAV) - Zoma 30 Jiona 2017


Notanterahina ny zoma 30 Jiona lasa teo teny amin’ny « Akany Nomenjanahary » Ambohimanga Rova ny fihaonamben’ny FIkambanan’ny Mpiara-miasa eto amin’ny FAnaraha-maso ny Volam-panjakana (FIMFAV) amin’ity taona 2017 ity.

Nandritra io fihaonana io no nanaovana:
   - ny tatitra momba ny asa rehetra vita sy ny toe-bolan’ny fikambanana;
   - ny vinak’asa mahakasika ny hetsika isan-karazany sy ny fanomezana amin’ny faran’ny taona 2017;
   - ary ny fifidianana ireo sary famantarana “logo FIMFAV”.

Ankoatry ny sakafo sy ny lalao maro samihafa niarahanan’ireo mpikambana, dia nozaraina tamin’io fotoana io avy hatrany ny loka ho an’ireo telo (03) voalohany tamin’ny fifaninana sary famantarana “logo FIMFAV”.


           
Pause Play
Nandritra ny fihaonambe
Ireo sary famantarana na ‘logo’ nosafidiana
Nandritra ny fihaonambe
Nandritra ny fihaonambe